Teny iditra avilana (vilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza avilana tahaka izao re ny vavanao fa maharatsy anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be turned aside [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait dévier [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avilana, avilako, avilanao, avilany, avilantsika, avilanay, avilanareo, avilan', avilan-, avilam-, avila-
Ny lasa : navilana, navilako, navilanao, navilany, navilantsika, navilanay, navilanareo, navilan', navilan-, navilam-, navila-
Ny hoavy : havilana, havilako, havilanao, havilany, havilantsika, havilanay, havilanareo, havilan', havilan-, havilam-, havila-
Filaza mandidy : avilano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20