|
|
|
|

Teny iditra 1  atsikaroka
Fototeny  2 tsikaroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mitsikaroka, mihohy ny tongotra aman-tanana mba ho afaka [1.1]

Fivaditsoratra  9 asokatrika, atsikaroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19