Teny iditra | atrosina (trosina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manatrosina, mamotraka ka ny loha no mikasika aloha amin' ny tany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a poussé, fait tomber, dégringoler, qu’on a demandé, à qui l'on a demandé [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | anatsiro, anatsory, asatrony, asitrano, atrosina, isantaro, itrosana, itsorana, rañaotsy, ranitsoa, sanatrio, sinaotra, soritana, torin' asa, trosaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |