|
|
|
|

Teny iditra 1  aterina
Fototeny  2 atitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary
9 averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be offered; to be conveyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qu’on offre [1.3, 1.8]
12 qu’on conduit, qu’on porte [1.3]
13 qu'on apporte [1.8]
Ohatra  14  Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245#143]
15  avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48#668]

Fivaditsoratra  16 aretina, aterina, 17 ietrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19