Teny iditra | atehaka (tehaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja akory [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (la main) avec laquelle on frappe, on applaudit [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahatake, atehaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |