Teny iditra atakatra (takatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manakatra: Itỳ hazo itỳ atakatra an' io boky io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce avec quoi on atteint, on touche, on parvient à [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atakatra, atakatro, atakatrao, atakany, atakatsika, atakatray, atakatrareo, atakatr', ataka-, atakatry
Ny lasa : natakatra, natakatro, natakatrao, natakany, natakatsika, natakatray, natakatrareo, natakatr', nataka-, natakatry
Ny hoavy : hatakatra, hatakatro, hatakatrao, hatakany, hatakatsika, hatakatray, hatakatrareo, hatakatr', hataka-, hatakatry
Filaza mandidy : atakaro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20