Teny iditra asoratra (soratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manoratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui sert à écrire, à dessiner, à marquer, à peindre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asoratra, asoratro, asoratrao, asorany, asoratsika, asoratray, asoratrareo, asoratr', asora-, asoratry
Ny lasa : nasoratra, nasoratro, nasoratrao, nasorany, nasoratsika, nasoratray, nasoratrareo, nasoratr', nasora-, nasoratry
Ny hoavy : hasoratra, hasoratro, hasoratrao, hasorany, hasoratsika, hasoratray, hasoratrareo, hasoratr', hasora-, hasoratry
Filaza mandidy : asoraty

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20