Teny iditra asingana (singana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Izay anampy mba haha-isa tsy ankasa ny isa iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on ajoute pour rendre impair [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asingana, asingako, asinganao, asingany, asingantsika, asinganay, asinganareo, asingan', asingan-, asingam-, asinga-
Ny lasa : nasingana, nasingako, nasinganao, nasingany, nasingantsika, nasinganay, nasinganareo, nasingan', nasingan-, nasingam-, nasinga-
Ny hoavy : hasingana, hasingako, hasinganao, hasingany, hasingantsika, hasinganay, hasinganareo, hasingan', hasingan-, hasingam-, hasinga-
Filaza mandidy : asingano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20