Teny iditra arikatra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana mitovy amin' ny arỳ, fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin' ny ankizy indrindra: Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozy ! -- Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay omby ? -- Arikatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31