|
|
|
|

Teny iditra 1  aresaresa
Fototeny  2 resaresa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mirefarefa, mitaritarika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à faire traîner [1.3]

Fivaditsoratra  aresaresa, 10 aserasera

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19