Teny iditra | ara-tohamarindrano | ||
Singan-teny | ara- (araka) ; toha-marindrano | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fandrefesana amin'ny ribà tsy zavamarindrano tsy mirahaabo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Par cultellation, par ressauts horizontaux [1.13] | ||
Voambolana | Haitoetany: soridrefitany | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |