Teny iditra apetraho (petraka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana apetraka [fitanisana]
Ohatra 
1Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ [1.1]
2Apetraho izy fa vizana ianao [1.1]
3Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31