Teny iditra apepetra (pepetra (petra))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manafatrafatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on emploie pour recommender, pour enjoindre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : apepetra, apepetrako, apepetranao, apepetrany, apepetrantsika, apepetranay, apepetranareo, apepetran'
Ny lasa : napepetra, napepetrako, napepetranao, napepetrany, napepetrantsika, napepetranay, napepetranareo, napepetran'
Ny hoavy : hapepetra, hapepetrako, hapepetranao, hapepetrany, hapepetrantsika, hapepetranay, hapepetranareo, hapepetran'
Filaza mandidy : apepero

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31