Teny iditra antsavony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Levona na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin' ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan' ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hita popòka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used only with very, lost, as very antsavony, unprofitable expenditure of time and labour, by turning the attention to too many objects; an undecided and wandering state of mind that wastes time without attaining the object sought after. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31