|
|
|
|

Teny iditra 1  antsakaina
Fototeny  2 ntsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tovozina any andoharano: Rano madio no nantsakaiko anikeheo ka mahagaga fa toa naloto tao anaty siny fotsiny tao ilay izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be drawn or fetched (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on puise à la fontaine [1.3#749, 1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21