Teny iditra | andrasana (andry) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be watched, to be waited for [1.2, 1.7] | ||||||||
To be tended; to be expected. [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | andrazana | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny andrasana io | ||||||||
Fivaditsoratra | andranasa, andrasana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |