|
|
|
|

Teny iditra 1  andidiana
Fototeny  2 didy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  8  Inty ny hety handidianao ny patalohako (Voici les ciseaux pour tailler mon pantalon) [1.3#101]
9  Tanteraho ny zavatra rehetra nandidian’ Andriamanitra antsika (Observez tout ce que Dieu nous a commandé) [1.3#101]

Fivaditsoratra  10 adinadina, andidiana, 11 daindaina, 12 diandiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19