Teny iditra Andeha hianatra izahay
Singan-teny andeha ; mianatra ; izahay
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Fianarana mamaky teny sy manisa (taona voalohany)
Mpanoratra Razafintsalama-Rabenjamina Lucie
Fanonta printy 1979. Takila: 152. Antananarivo.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 
  1. -- to, toa, tia, tao, teo, ato, eto
  2. -- toto, tato, teta, teto, tete, tatao

  1. -- ka, koa, kamo, moka, toky, kivy, vaky, kary, akoho,
    -- kitapo, kavina, karama, aoka, kitay, kosa,
    -- kilalao, kalalao, sakamalao, avokoa, potika

  2. -- milalao kanety i koto sy i solo
    -- mikatona ny varavarana ka vohay

  3. -- masiaka avokoa ny alika ao
    -- esory ny kapanao sao tapaka
    -- ravoravo i ketaka ka mikalokalo


Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28