|
|
|
|

Teny iditra 1  andatsahana
Fototeny  2 latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#390]
Ohatra  8  Fa izany no andatsahana anareo ho sokolo. [2.298#]
9  Ny Fandroana no fanisan-taonan' ny ntaolo, fa isam-pandroana dia didiana iray ny andry, na andatsahana vato kely iray amin' ny voatavo kely : iny no isan-taona. [1.437#]
10  Rehefa voalaza ao amy ny fanekena fa ny tompon-trano hiany no hamboatra ny simba, ka tsy manao izy, dia mahazo manamboatra izay simba ny mpanofa, ka andatsahana amy ny karaman-trano izay lany nanamboarana azy. [1.123#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26