|
|
|
|

Teny iditra1  andairana (laitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  3  To be penetrated; to be impressed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qui est pénétré; qui est impressionné [1.8]
Ohatra  5  Kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. [2.356#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21