|
|
|
|

Teny iditra 1  anantenana
Fototeny  2 antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#53]
Ohatra  8  Fa azoko anantenana karama sy valisoa ho ahy manokana, raha eo amin'ny fahefana aho, ny manilaka amin'ny tanindrazako hanjakazakan'ny hafa, na manolotra ny fahaleovantenam-pireneko hohitsahin'ny sasany. [2.503#]

Fivaditsoratra  anantenana, 9 anentanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19