|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ampirina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazandrano kely madinika noho ny toho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the name of a fish resembling the toho.
[1.2] |
| Voambolana | 5 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (2/2) | 6 ampirina |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy
28 Fitehirizana, firaketana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 the tying up of packages or luggage, each in its proper place.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 Ordre, arrangement, disposition de chaque chose à sa place
31 action de se blottir, de se ranger par côté [1.3] |
| Fivaditsoratra | ampirina, 32 mpiarina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|