Teny iditra | amparo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Saka, piso [1.78] | |
Teny iditra | amparo (ampatra) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana amparina | |
Ohatra | Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io
[1.1] | |
Fivaditsoratra | amparo, aram-po, rampao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |