|
|
|
|

Teny iditra 1  amparina
Fototeny  2 ampatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io
9 Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death. [1.2]
Ohatra  11  Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo. [2.587#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 am-parany, amparina, 14 mari-pana, 15 mpiarana, 16 rampaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21