|
|
|
|

Teny iditra 1  amongarana
Fototeny  2 fongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#184]
Ohatra  8  Raha fa madihana famonosan-damba fotsiny, dia fotoana vitsivitsy ihany no iandrasana - eo anelanelan' ny fotoana amongarana sy anitrihana, - nefa dia mitovy daholo ihany ny zavatra rehetra atao hatramin' ny fotoana faran' ny famadihana. [2.436#]

Fivaditsoratra  9 amangorana, amongarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19