Teny iditra | amely (vely) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay [1.1] | ||||||
Ohatra | Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby
[2.472] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny amely io | ||||||
Fivaditsoratra | amely, miale |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |