|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  alina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2]
6 ten thousand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 dix mille [1.8]
Isam-pirenena  8 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1]
Ohatra  9  sy boriky arivo amby enina alina, [2.996]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how alina
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa
Lahatsoratra  13 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/4) 14  alina
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  38 fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
39 haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  40 night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2]
41 night [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  42 nuit [1.8]
Ohatra  43  aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[2.131]
44  Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324]
Mpanahaka  45  ankaly, 46  lahaly
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 36 misy ny teny how alina
Ohabolana  48  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  49 Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro)

Teny iditra (3/4) 50  alina
Sokajin-teny  51  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  59 lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  60 qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3]
Fikambanana  61  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how alina

Teny iditra (4/4) 62  alina
Sokajin-teny  63  anarana
Fanazavàna teny anglisy  64 [Provincial] provincial for adina [1.2]

Fivaditsoratra  65 Alain, alina, 66 anila, 67 ilana, 68 laina, 69 lania, 70 liana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22