|
|
|
|

Teny iditra 1  alavirina
Fototeny  2 lavitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny fanompoana toy ny zavona : raha alavirina maizina, fa raha akaikezina mazava. [2.558]
Tsipelina hafa  8 alavitina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22