Teny iditra alaovalo
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaovalo, mandrakizay doria antaranoana alao valo [1.1]
 Elabe, tsy manam-pahataperana [2.285]
Fanazavàna teny anglisy [Ar. al-ava'lu, the first, the beginning.] For ever and ever. Used with mandrakizay. [1.2]
Ohatra 
1Fa dieny mbola tsy manao am-pihi-mamba ny alaovalo mandrakizay. [1.221]
2Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy. [2.59]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11