|
|
|
|

Teny iditra 1  akifakifaka
Fototeny  2 kifakifaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: Aza akifakifaka tahaka izao ny lamba firako fana
9 Roahina, asaina mihataka, akipakipaka: Nakifakifany aho ka naleoho nihataka am-boninahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be shaken off; to be rejected [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 à jeter, à repousser par côté: akifakifak’ io zaza kely io ny firakofana (ce petit enfant rejette toujours la couverture)
12 figuré: à renvoyer: nakifakifany aho ka nandeha (il m’a chassé et je me suis retiré) [1.3#328]
13 qu'on repousse en secouant; qu'on rejette brutalement, brusquement [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21