Teny iditra | ahintsana (hintsana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao Sivanina: Ahintsana ny fasika (famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux [1.8] | ||||||||
Ohatra | Ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ahintsana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |