Teny iditra | aheloka (heloka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manameloka: Aoka tsy haheloka anay ny tsy fahalalanay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce pour quoi on condamne [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23 |