Teny iditra adrakadraka (drakadraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mitsangantsangana (volo): Nadrakadrakan' ilay alika ny volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is badly tied or badly arranged, as goods or hair. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on dresse, à dresser [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adrakadraka, adrakadrako, adrakadrakao, adrakadrany, adrakadratsika, adrakadrakay, adrakadrakareo, adrakadrakan', adrakadrakan-, adrakadrakam-
Ny lasa : nadrakadraka, nadrakadrako, nadrakadrakao, nadrakadrany, nadrakadratsika, nadrakadrakay, nadrakadrakareo, nadrakadrakan', nadrakadrakan-, nadrakadrakam-
Ny hoavy : hadrakadraka, hadrakadrako, hadrakadrakao, hadrakadrany, hadrakadratsika, hadrakadrakay, hadrakadrakareo, hadrakadrakan', hadrakadrakan-, hadrakadrakam-
Filaza mandidy : adrakadrakao

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29