|
|
|
|

Teny iditra 1  adiridiry
Fototeny  2 diridiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of that which is stretched or made to be tense [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 À tendre, qu'on tend [1.3]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  adiridiry, 12 aridiridy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21