Teny iditra | adaroka (daroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mandaroka, mikapoka, mively; avely, atonta: Ity kanonta ity adaroka an' io alika io mba mitady hanaikitra anao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avec quoi on frappe [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | adaroka, arodaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |