|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adalaina |
| Fototeny | 2 adala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy
9 lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina 10 fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho 11 ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces.
[1.2] 13 to be made foolish, to be made a fool of [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 qu'on dupe
[1.3, 1.8] 15 Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3] 16 de qui on se joue [1.8] |
| Ohatra |
17 Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy.
[2.470#54]
|
| Tovy hevitra | 18 adalana |
| Fivaditsoratra | adalaina, 19 iadalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|