Teny iditra | abolisatra (bolisatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mibolisatra na alefa handeha amin' ny tany malama: Aza abolisatra any ny savony, ry Koto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire glisser [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Vadipeo | abolasitra | ||||||||
Fivaditsoratra | abolasitra, abolisatra, asobilatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |