|
|
|
|

Teny iditra 1  aboaboina
Fototeny  2 aboabo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 avoavoina, aingaingaina, ambonina
9 deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
10 asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be exalted, to be elevated [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on vante, qu'on exalte [1.3#1]
Ohatra  13  Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy [1.1]

Fivaditsoratra  aboaboina, 14 anaboaboy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19