Teny iditra abaribario (baribary (bary))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana abaribary [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Amin' ny famintinanao ity tononkalo ity amin' ny andalana vitsivitsy dia abaribario tsara ny foto-kevitra tian' ny mpanoratra haseho. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/09