|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  zara
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
19 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary?
20 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a lot, a share
22 a division [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 part, lot; partage [1.8]
24 division, quotient [1.13]
Ohatra  25  Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69#218]
26  Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472#119]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 30 misy ny teny how zara
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 29  Zara
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31 Zara [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  32 Zerah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  33 Zérah [2.996]
Ohatra  34  Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996]
Voambolana  35  Soratra Masina
Tovy hevitra  36 zera
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37 Toko sy andininy momba Zara
Lahatsoratra  38 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara

Fivaditsoratra  39 Arza, 40 raza, zara, Zara

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06