Teny iditra | korana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] [ koraña ] Resaka, korankorana, resadresaka [1.78] | |||||||||||||||
Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Pleasant conversation [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Causerie joyeuse [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny korana io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | ankora, korana, ranoka, rokàna, ronaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |