Teny iditra | he- | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe hetra | |
Teny iditra | he | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fiantsoana na fampisehoan-javatra: He! avia hijery itỳ zava-mahazendana itỳ [1.1] | |
Teny iditra | he | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Oui. [1.19] | |
Teny iditra | he | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | izy (lahy) [1.17] | |
Teny iditra | He | |
Sokajin-teny | anarana (eva) | |
Fanazavàna teny malagasy | Singa mietona, faharoa amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Helium. [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Hélium. [3.1] | |
Voambolana | Simia | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14 |