Teny iditra | zafiafy | |
Singan-teny | zafy ; afy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Zanaky ny zafy [1.78] | |
Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A great-grandchild [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fils de petits-fils ou troisième géné [...] [tohiny 1.3, 1.54] | |
Arrière petit-enfant [1.8] | ||
Ohatra | Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy.
[2.59] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |