Teny iditra vy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karaza-metaly menamena matroka ny volony, anisan'ny ilaina indrindra amin'ny metaly rehetra fa anaovana fiasana aman-pitaovana isan-karazany [1.1]
 Metaly azo omena endrika samihafa [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Iron [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fer [1.3, 1.5, 1.8, 1.13, 1.6]
 Métal en général, même non ferr [...] [tohiny 1.5]
 Feraille, objets métalliques [1.5]
Fanazavàna teny italianina Ferro [1.18]
Marika iraisam-pirenena  Fe [3.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra vy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Dur, qui dure longtemps, entêté, obstiné [1.3]

Teny iditra vy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] antsy [1.78]

Teny iditra vy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (côte Sud-Est) (de ovy). Non général des plantes à tubercule [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16