Teny iditra | vitsikambo | |
Singan-teny | vitsika ; ambo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bitsika manao ny tranony eny ambony hazo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La plus grosse fourmi qui fait son nid sur les arbres [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |