Teny iditra vankona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A carpenter's plane; cf. rabao [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rabot; cf. rabao [1.8]
Ohatra Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : vankona, vankoko, vankonao, vankony, vankontsika, vankonay, vankonareo, vankon', vankon-, vankom-, vanko-
Tovonana : -bankona, -bankoko, -bankonao, -bankony, -bankontsika, -bankonay, -bankonareo, -bankon', -bankon-, -bankom-, -banko-
Sampanteny 
Tovy hevitra rabao
Kamban-teny 
Zanakanarana Vankona

Teny iditra Vankona
Singan-teny vankona
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Ny rafitry ny teny
Mpanoratra DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire
Fanonta printy 1971. Ambainy: 14cm. Haavony: 22cm. Takila: 63.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03