Teny iditra famankonana (vankona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Corroyage [1.13]
Ohatra 
1Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. [2.366]
2Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [2.356]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11