Teny iditra tsiotsiory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-trano mora vita nefa mateza (avy amin' izany no nahatonga ny anarany: fitsitsiana natao ho an' ny olona ory ilay trano) [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31