Teny iditra trano tsiotsiory
Singan-teny trano ; tsiotsiory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Trano nisy rindrina izay natao tamin' ny rantsan-kazo madinika na ampanga, ary notemerina tain' omby ny tao anatiny mba hitana hafanana tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16