Teny iditra | tsaravelatsihy | |||||||||
Singan-teny | tsara ; velatra ; tsihy | |||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | fihatsarambelatsihy | |||||||||
Mpanahaka | donga takona ~ joko tsoriaka mahasambo-kary ~ joko tsoriaka ~ malefaka am-bava ~ manafin-kilema ~ manao sotrobe lava tango mahay atsy mahay aroa ~ manao tantanan-droa lela ~ manga ivelany toa goaika ~ mangahazo lo aty ~ miefitra anaty toa harefo ~ mihatsaravelatsihy ~ ranomaso manentsin-keloka ~ saka manafin-koho ~ tsara vava ~ tsara volana imaso ~ vandana ivoho ~ vava tsy ratsy ~ vazi-miamboho ~ voara feno vitsika | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |